|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ady |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fifamelezana, fifanafihana amin' ny basy aman-defona: Nahafaty olona antapitrisany maro ny ady lehibe roa farany.
4Fifampitoriana any amin' ny Fitsarana: Manana ady amin-dRakoto, hono, Rabe. 5Tsy fifanarahana, mety hiafara amin' ny fifamaliana mafy na amin' ny fifamelezana mihitsy aza: Ady be ny azy roa lahy momba ilay boky nindramin-dRanaivo ha veriny. 6Fihaonan' ny rafitra, fifanarahan-doko, fitovian' ny zavatra adika amin' ny dikany: Manaitra ny maso avy hatrany ny adin' ny loko amin' ity sary ity. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7A fight, combat, quarrel, contention, battle, dispute, contest, attack, assault, war.
8Also of things fitting well, as a door and its posts, two straight pieces of wood fitting well together, two bricks, etc. 9etc. 10With suffix pronoun -ny, as adiny, it means a something difficult to be done. 11[Jav. 12Avd (?); or Ar. 13Adava.]. [1.2] 14fighting, war. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15guerre.
[1.3#2, 1.8, 1.5] 16combat. [1.3#2, 1.8, 1.13, 1.5] 17discussion, dispute. [1.3#2, 1.5] 18procès. [1.3#2, 1.5] 19bataille. 20Ajustage, jonction, mélange des couleurs, accord d'une copie avec son original. 21accord des instruments ou des voix. [1.3#2] 22lutte. [1.13] |
| Ohatra |
23 maty tany an'ady izy (il est mort à la guerre)
[1.3]
24 mahery an' ady izy (il est valeureux dans les combats) [1.3] 25 nanao ady samy irery Davida sy Goliata (David et Goliath se battirent en combat singulier) [1.3] 26 manana ady izy (il est en procès) [1.3] 27 mba taiza no nahita ady hianao? [2.324] 28 maty maina ireo namoy ny ainy, tsy nahatohitra ny ady tsy omby tratra, ady tamin' ny hery setra, ady koa tamin' ny zehitra, izay samy nilomany. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 51 adilahy, 52 fanditra, 53 fanjihitra, 54 fetrivoho, 55 fifandirana, 56 fifanjihirana, 57 gidragidra, 58 kisa, 59 sentsena, 60 sotasota, 61 vaniny, 62 vezovezo |
| Kamban-teny rehetra | 63Fikambanana 162 amin' io teny io |
| Ohabolana | 64 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 65Randzavola: ady ao amin' ny Baiboly (=> fahirano) |
| Fivaditsoratra | 66 Adì, 67 ady, 68 day, 69 dia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|