|
|
|
|

Teny iditra1 fampiadiana
Fototeny  2ady
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1#22]
[2.445#]
Ohatra  4 Ary ny fanorona mbamin' ny fampiadiana ravina teo amin' ny lalao sy ny fialam-boly. [2.445#]
5 Taorian' ny fandaminana ny ho soritr' asan' ny ampitso dia naroso indray ny tafasiry sy ny fampiadiana karajia. [2.643#]
6 Eo koa ny fampiadiana rima ny faran'ny andalana roa na telo misesy, ka ny vanim-peo farany na ny roa farany no ampitoviana amin' izany. [2.606#]
Kamban-teny rehetra  7Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08