|
|
|
|

Teny iditra1 fiadiana
Fototeny  2ady
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fifanoherana.
5Fitaovana entina miady. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6the act of fighting; weapons. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7Combat, bataille: Maty tany am-piadiana izy (Il est mort dans le combat).
8Les armes, les munitions: Vao nampakatra fiadiana ny fanjakana (Le gouvernement a fait monter dernièrement des armes, des munitions).
9Celui qui se bat souvent, qui se dispute souvent, qui est souvent en procès.. [1.3]
10action de se battre; armes. [1.8]
Ohatra  11 Toa mitady fiadiana, hony, ianao? [2.471#]
12 Lefona ihany no fiadiana anananay. [2.472#]
13 Antananarivo tamin' izay tonga tanàna fiadiana. [1.437#]
Lahatsoratra  14Randzavola: fiadiana ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  15 fiadiana, 16 ifadiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12