|
|
|
|

Teny iditra1 ampiadina
Fototeny  2ady
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asaina miady. [1.1]
Ohatra  5 Any Anatirova no ampiadina. [1.437#]
6 Rehefa kaniry ny angely vao ampiadina. [1.437#]
7 Aza mba fa zanatanin' olona lehity, fa sahala amin' ny alika ialahy, ampiadina dia miady tokoa! [2.472#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02