|
|
|
|

Teny iditra1 adilahy
Singan-teny  2ady, 3lahy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny frantsay  5dispute entre égaux our la supériorité. [1.3]
Ohatra  6 Miteraka adihevitra sy adilahy ny fehezan-dalàna tamin’ny 1992 isaky ny fifidianana. [4.27]
Haiendriteny 
7 Tsotra :

Fivaditsoratra  8 adilahy, 9 ady lahy, 10 ala hidy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12