|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miadia |
| Fototeny | 2ady |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miady [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#3] |
| Ohatra |
4 Anjaran' ny vehivavy : miadia tany, alaovy amin' ny harona, entonareo ao.
[2.606#]
5 Dia ny teny indray Radama ka nanao hoe " Izany hiany no teniko, miadia fa samy lehilahy," Dia lasa Rainivoninahitriniony, ka nirehitra mafy dia mafy ny fahatezerany. [2.59#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|