|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 didy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fizarazarana zavatra mivaingana amin' ny zava-maranitra toy ny antsy; rasa, tetika, kapa: Ataovy didy sompirana ny hena.
4Fanapahana lamba hanaovana akanjo: Tsy tiako itỳ didy akanjonao ity.
5Lalàna, fitsipika, baiko: Toy izao ny didin' ny fikambananay ka asa raha hiditra ianao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a cut.
7a command. [1.2, 1.7]
8an order, a law, a will.
9[Mal.
10litah] lily is used for this in the provinces. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11coupe, incision.
12commandement. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  30Fikambanana 40 amin' io teny io
Ohabolana  31 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4)32 didy
Sokajin-teny  33 anarana
Fanazavàna teny malagasy  34Aretina mpahazo ny maso izay mahatonga ny hodimaso hiraikitra ka tsy afa-mihiratra tsara: Indroa andro izao no didy ny mason' Ibalita kely.
35aretina mpahazo ny tongotra, izay mampisy tataka kely amin' ny elanelan' ny rantsana; ny tena ilazana io aretina io anefa dia hoe didintsokina. [1.1]
Voambolana  36 Fahasalamana

Teny iditra (3/4)37 didy
Sokajin-teny  38 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  39mamo. [Tanosy] [1.78]
Sampanteny 
Anarana :

Teny iditra (4/4)42 Didy
Sokajin-teny  43 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  44 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  45 didy, Didy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05