|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 adidy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Zavatra tsy maintsy atao takin' ny raharaha iandraiketana, ny toerana misy ny tena na ny fifandraisana amin' ny hafa: Adidin' ny mpitondra ny mifehy tsara ny firenena sy manao izay hampanan-karena ny tany./ Tsarovy fa adidinao manankanaovana ny manampy ireo fadiranovana.
4henatra, andraikitra. 5Tsiny, soketa: Manana adidy ianao raha manao izany. 6Zavatra ekena hatao mba ho fanasoavana ny hafa: Ny adidy tsy an' olon-dratsy.. [1.1] 7zavatra tokony hotanterahina ka ananan-tsiny ny tsy fahavitana azy. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8responsibility; blame, censure.
[1.2, 1.7] 9something for which one is held responsible. 10See andraikitra. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11devoir.
[1.3, 1.8, 1.13, 1.5] 12responsabilité. [1.3, 1.8, 1.5] 13blâme, censure. [1.3, 1.8] |
| Ohatra |
14 adidinao ny mifehy tsara ny fianakavianao (Votre devoir est de bien gouverner votre famille)
[1.3]
15 adidinao ny ahatongavan' ireo mpiasa ireo (Vous êtes responsable de l'arrivée de ces ouvriers) [1.3] 16 Avy eo ny filazana vaovao sy ny adidy samihafa. [2.470] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 33 Filôzôfia |
| Tovy hevitra | 34fondro, soketa, tsiny |
| Kamban-teny rehetra | 35Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Ohabolana | 36 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 37 adidy |
| Fototeny | 38didy |
| Sokajin-teny | 39 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
40Entina mandidy, ampiasaina handidiana: Aza dia ny vohon'antsy re no adidy itỳ voasary e!.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
41used of that with which anything is cut.
[1.2#114] |
| Fanazavàna teny frantsay |
42avec quoi on coupe, on découpe: Io antsy io no adidinao ny vorontsiloza (C'est avec ce couteau que vous devez découper le dindon).
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 47 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 48 adidy |
| Sokajin-teny | 49 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
50fanambarana fa tanin'olona, kalo.
[Taisaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 51 adidy, 52 Idida |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|