|
|
|
|

Teny iditra1 dinidy
Fototeny  2didy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Voadidy, didiana: Nodinidin' ny Fanjakana vao haingana ny fanondranana akondro.
5/ Nodinidinao firy ilay voasary ?
. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6[passive with infix]. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7coupé, découpé, commandé, ordonné, à qui on a commandé, dont on a disposé. [1.3#101]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
Tovy hevitra  11voadidy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12