|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 andidiana |
| Fototeny | 2didy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Ohatra |
4 Inty ny hety handidianao ny patalohako (Voici les ciseaux pour tailler mon pantalon)
[1.3#101]
5 Tanteraho ny zavatra rehetra nandidian’ Andriamanitra antsika (Observez tout ce que Dieu nous a commandé) [1.3#101] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 adinadina, 11 andidiana, 12 daindaina, 13 diandiana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|