|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mididy |
| Fototeny | 2didy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Voadidy: Efa mididy telo itỳ mofo itỳ.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5cut in a groove.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6être coupé.
[1.3#101] |
| Ohatra |
7 Akanjo roa aman' olona avy no novidiany ho azy efatra mianadahy: ny iray zandiana mididy mananjara tenainy andavanandro, ny iray tokam-bolo rano iray fitondra alahady sy lanonana samihafa.
[2.470#]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|