|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpandidy |
| Fototeny | 2didy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4celui qui coupe, découpe, commande, le testateur.
[1.3#101] |
| Ohatra |
5 Ilay mpandidy no mitarika ny hevitra hierana ny amin' izay mety hatao.
[2.285#]
6 Rahefa lasa ny Dokotera mpandidy, mbola nijanona ny Mpamorom-panafody mba hanohizany ny fitsaboana an-dRainimanonja. [2.270#] |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|