|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandidiana |
| Fototeny | 2didy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanapahana: Inty ny antsy fandidiana mofo.
5Fandrasana: Fandidian-kena. 6Fanetezana lamba ho akanjo: Mila fahatzana ny fandidiana akanjo. 7Fandrasana nofo na fanapahana taova ao amin' ny tenan' ny olombelona mba hapalana aretina: Natao omaly ny fandidiana an-dRakoto. 8Fifehezana, fanapahana: Rabe no tompon' ny fandidiana eto amin' ny faritany. 9Fandaharana: Nantsoiny ny zanany fa hanao ny fandidiana ny fananany izy. [1.1] 10antsy. [Bezanozano] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11cutting; surgery;.
12the act of commanding. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13action de couper; chirurgie.
14commandement. [1.8] 15découpage; chirurgie. [1.13] |
| Ohatra |
16 Jona no fotoana fandidiana vary.
[2.442#]
17 Indraindray dia ilaina ny fandidiana. [2.424#329] 18 Ianao ihany no tompon' ny fandidiana ao amin' ny taninao. [2.508#] |
| Mpanahaka | 19 fanapahana |
| Teny nalaina | 20 Soratra misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 21 andidifana, 22 fandidiana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|