| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : volafotsy
|
|
|
| Ohabolana 1 | Ny herana aman-jozoro dia maniry amin' ny tany, ary ny volamena sy ny volafotsy dia tsy latsaka avy any an-danitra. [2.415 #6241]
|
| Dikanteny frantsay | Les joncs poussent de la terre, l' or et l' argent ne tombent pas du ciel. [2.415 #6241]
|
| Fanazavana frantsay | Paroles de Radama I sur le travail. [2.415 #6241]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Vakivakim-by iray trano, volafotsy an-joron-trano, traotrao-kena tsy mitapaka, ny fanao tsy miova ihany, ka samia mahalala ny azy. [2.558 #325]
Vakivakim-by iray trano; volafotsy an-joron-trano; traotrao-kena tsy mitapaka : ny fanao tsy miova, ka samia mahalala ny azy. [2.653 #3595]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|