|
|
|
|

Teny iditra1 mitapaka
Fototeny  2tapaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mizara roa na telo ka misasaka ny tapany avy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be broken in the middle; to be cut in half. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6être cassé en deux. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  10mitapa-paribolana
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 ampitaka, 13 mitapaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02