|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 lanitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ny habakabaka (amin' ny fiteny andavanandro): Manga ny lanitra androany.
4(amin' ny fiteny ara-pinoana kosa) Ilay fonenana soa ahitan' ny olon-tsambatra an' Andriamanitra: Safononoka ny hasambarana any an-danitra. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5the sky [Mal.
6langit]. [1.2] 7the sky. 8heaven. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9le ciel, le firmament.
[1.3, 1.8] 10la région éthérée. [1.3] |
| Ohatra |
11 Ary miandrandra ny lanitra aho mba hitoe-jaza aminao.
[2.529#]
12 ary izany koa no tsy niharoan' ny tany sy ny lanitra. [2.69#] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 15 Haikintana 16 Finoana |
| Kamban-teny rehetra | 17Fikambanana 31 amin' io teny io |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 19Randzavola: lanitra ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (2/2) | 20 lanitra |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
22le souverain.
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|