|
|
|
|

Teny iditra1 herana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazan' ahitra vaventy sy mivela-dravina, miara-maniry amin' ny zozoro eny anaty rano na eny an-keniheny, ary fanaovana tsihy sy harona na fanafoana trano (Cyperus latifolius). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4jonc à large feuilles dont on couvre les toits.
5Cyperus latifolius, Poir.. [1.3]
6variété de jonc. [1.13]
7Nom de divers cyperus employés pour la couverture des maisons et la sparterie.
8Surtout : Cyperus latifolius var.
9herana
Chermezon et Cyperus latifolius var.
10solidifolius
Chermezon et Cyperus dives Delile (Cyperaceae).
11Nombreux emplois en vannerie et sparterie.
12Peuvent fournir aussi une bonne pâte à papier.
13Lorsqu'on rabattu la plante une première fois, on obtient des feuilles beaucoup plus fines appelées tsoa-kerana qu'on utilise pour des ouvrages plus soignés.. [Merina, Betsileo, Betsimisaraka, Sihanaka] [1.196]
Ohatra  14 herana matevim-be ny tafony; [1.437#]
15 Ary io trano fiangonana vao vita io, dia tafo herana. [2.59#]
Voambolana  16 Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  17Fikambanana 5 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  18 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  19 harena, 20 herana, 21 rehana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02