|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mahalala
Fototeny  2lala
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4(zavatra) Mahay: Tsy mahalala ny fombanareo aty aho.
5(olona) Manana fahafantarana momba ny olona iray, mahafantatra: Tsy mahalala an' io lehilahy io velively aho.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to know, to be acquainted with, to comprehend, to recognize. [1.2]
7to know, to recognize. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8connaître, reconnaître. [1.8]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 16 amin' io teny io
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)15 mahalala
Sokajin-teny  16 anarana
Fanazavàna teny malagasy  17Anarana ilazana vody mangahazo tanora, izay mangidy ary mankaleo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18Nom donné aux jeunes tubercules du manioc amer au stade de développement où ils sont le plus riches en composés cyanogènes et peuvent causer des intoxications très dangereuses.. [Merina] [1.196]
Voambolana  19 Haizavamaniry: anana
Ohabolana  20 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02