|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : fatakana | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Fatakana afak' ando, mivika tsy amin' aretina. [1.147 #F19] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Fatakana | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Fatakana volon-dambo; tenina volon' amboa : tsy ny atao, vita, tsy ny alàna, afaka fa Zanahary mandidy. [1.147 #F20] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|