|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fatakana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3vero.
[Sihanaka]
[1.78] 4zava-maniry, karazam-bero. [Tanala] [1.78] 5vero lava, mitovitovy amin'ny fary izy, saingy madinika lava be. [2.245#40] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6probably the name of a tall grass.
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7Neyraudia arundinacea (L.) Henrard (Poaceae).
8Emplois en vannerie : paniers, nasses.. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
9 Nalaina ny lavenom-boarano, indro ny tain' omby tsy hita reny, ny fatakana, mitolefika, ny longozy zondy, ny sakarivo masiaka
[2.245]
|
| Voambolana | 10 Haizavamaniry: ahitra |
| Kamban-teny rehetra | 11fatakamanitra |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 afantaka, 14 fanataka, 15 fatakana, 16 tafakana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|