|
|
|
|

Teny iditra1 zanahary
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Teny enti-milaza an' Andriamanitra, Nanahary.
4(Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5God, the Creator.
6Zanahary tsy fahan-draha: God cannot be resisted by anything.
7(Prov.). [1.2]
8a god, a superior being; something great or prodigious.
9Zanahàry: God. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10créateur, dieu, être surnaturel; chose prodigieuse.
11Zanahàry: Dieu. [1.8]
Voambolana  12 Fivavahana 13 Finoana
Mpanahaka  14 andriamanitra, 15 andriamanitra
Kamban-teny rehetra  16Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  17 Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  18 Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  19 hazarina, 20 zanahary

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02