|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : Antongona | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Aza manao hoe : efa ho lava ny afon' Antongona. [2.558 #515]
Aza manao hoe : ho lava ny afon' Antongona. [2.415 #6493, 2.653 #463] Efa ho lava ny afon' Antongona. [1.10] Efa ho lava ohatra ny afon' Antongona. [2.558 #1021] Ho lava ny afo any Antongona, ka tsy hitan' Andrianjafy hitairana. [2.653 #1084, 2.415] Ho lava ny afon' Antongona ka tsy hitan' Andrianjafy hitairana. [2.558 #1368] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny antso vonjy, na hataka, miverimberina matetika, ka tsy mahataitra, na mampangoraka intsony. [1.10] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Les signaux de feu sur la montagne Antongona seront continuels, aussi Andrianjafy ne trouve pas qu'il faille s'en émouvoir et faire alerte. [2.415 #6499]
Ne dites pas : les signaux de feu donnés sur la montagne Antongona seront continuels. [2.415 #6493] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui ne tiennent pas compte d'un avertissement parce qu' il est habituel. [2.415 #6499] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Izany Andriamasoandro, izany Andriambolana : mifoha maraina any an' ala, ka mitsidika andro any Arivo, ka mihilahila any Antongona. [2.415 #3109]
Izany Andriamasoandro, izany Andriambolana, mifoha maraina any an' ala, ka mitsidika andro any Iarivo, mihilahila any Antongona. [2.558] Izany Andriamasoandro, izany Andriambolana : mifoha maraina any an-ala, ka | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Cet Andriamasoandro, cet Andriambolana : il se lève de bonne heure dans la forêt, apparaît dans l'Imerina au milieu du jour, et puis penche vers la montagne Antongona. [2.415 #3109] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Marche du soleil. [2.415 #3109] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|