|
|
|
|

Teny iditra1 maraina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fizaran' ny andro hatramin' ny mangiran-dratsy ka mandra-pahatongan' ny mitataovovonana: Amin' ny folo maraina izao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4morning. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5matin. [1.8]
Ohatra  6 Nony efa maraina ny andro, dia nandre noana daholo izy; [2.324]
7 Mitohy ny asabotsy maraina ny fihinanan' izy mianakavy hena; [2.470]
8 Tamin' ny telo maraina izahay dia nanangan-day hody. [2.471]
9 Isa-maraina, ny isam-pianakaviana, samy nanary ny fatim-boalavo hitany avy. [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  18Fikambanana 13 amin' io teny io
Ohabolana  19 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  20 amirana, 21 manaira, 22 mañaray, 23 manaria, 24 maraina, 25 mianara, 26 miaràna, miarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02