|
|
|
|

Teny iditra1 afo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3jiro, vain' afo. [Betsimisaraka] [1.78]
4Fivoahan-kafanana sy hazavana miaraka, atera-javatra anankiroa: ny iray mety mirehitra (hazo, arina, bozaka...) ary ny iray tsy hita maso ao anatin' ny rivotra atao hoe oksizena, izay mandoro mahamay: Latsaka ny hariva ka efa mampirehitra afo ny olona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5fire.
6fig.
7Calamity.
8[Found in many Mal.
9Arch.
10and Polyn.
11Languages, as api, yafo, yaf, apin, etc.]. [1.2]
12fire. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13feu. [1.3#7, 1.8]
14fig.
15calamité. [1.3]
16lampe; braise. [Betsimisaraka] [1.78]
Ohatra  17 Maty ny afo tao am-patana. [2.470]
18 Nampirehitra afo ry zareo, ary tamin' izany no nisakafoany sy namindroany. [2.472]
Haiendriteny 
19 Tsotra :
Sampanteny 
Anarana :
Kamban-teny rehetra  21Fikambanana 86 amin' io teny io
Ohabolana  22 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  23Randzavola: afo ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  24 afo, 25 fao, 26 Foà, 27 ofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02