|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : ambentin-teny | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Jamba mitso-drano : ny mahiratra ho an' olona no ambentin-teny. [2.558 #1545] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Tsy mety raha manao andevovavy may trano: ny trano may tsy hitany, fa "Maty aho varin-janako !". [2.653 #3433]
Tsy mety raha manao ankizivavy may trano, ka ny trano may tsy hitany fa ny may ao ny varin-janako no ambentin-teny. [2.558] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|