|
|
|
|

Teny iditra1 mitso-drano    mitsodrano
Fototeny  2tso-drano
Singan-teny  3mitsoka, 4rano
Sokajin-teny  5 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6Mirary, maniry soa ho an' olona: Mitso-drano anao aho, anaka, mahaleova, mahalasàna.
7Manamasina: Nitso-drano ny trano fiangonana ny mpitandrina ~ Izy no nitso-drano ny mariazinay efa ho herintaona izao. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8Bénir, faire les adieux à un voyageur, céder. [1.3#791]
Ohatra  9 Nanaiky izy ary nitsodrano [2.356#205]
10 Nitso-drano ireo hitselaram-baratra [2.576#4]
11 Ary ankehitriny dia mitsodrano anareo izahay [2.649#1040]
12 Izany no izy ka hitso-drano ianao tsara, tsy hitso-drano ianao tsy raharaha [2.643#92]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 misondrota, 18 mitso-drano

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02