|
|
|
|

Teny iditra1 ambentin-teny
Singan-teny  2venty, 3teny
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Fotopototry ny teny lazaina ka averimberina matetika: Ny fandriampahalemana no ambentin-tenin' ilay mpikabary. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6[venty, substance, teny, word.] A by-word.. [1.2]
7the subject of gossip, the talk of the town. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8qu'on redit, qu'on a toujours sur les lèvres. [1.3]
9qu'on répète ou raconte partout. [1.8]
Ohatra  10 "Tsy amidy tsy atakalo", izay ihany no ambentin-tenin' ireny. [2.472#153]
11 [2.996]
12 Hevitra telo no ambentin-tenin' ny Antoko sy ny gazety mpanohana azy dia ireto : fahaleovantena, famotsoran-keloka faobe ho an' ny mpigadra politika, firaisana. [2.113#85]
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02