Teny iditra | tondraka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny rano mitombo na misondrotra be dia be ka mihoatra ny fefy na ny morondrano: Tondraka i Betsiboka Misy be dia be: Tondraka ny paiso ao an-tsena A) Fampidirana rano amin' ny tany fambolena na fandrarahana rano amin' ny voly mba hampaniry azy; b) famelana ny biby hanaram-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Swollen by floodwater, overflowing [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qui déborde [1.3, 1.8] | |||||||||||||||
Qui se répand, comme l'eau d'une rivière: Ho tondraka ny rano (L'eau débordera) Figuré: qui abonde, qui jouit de l'abondance [1.3] | ||||||||||||||||
En crue [1.8] | ||||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | tondraka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo] (de la racine tondraka : ce qu'on répand). Riz cuit à la vapeur puis arrosé de bouillon de légumes. [1.196] | |||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | tandroka, tondraka |
Nohavaozina tamin' ny 2021/12/17 |