|
|
|
|

Teny iditra1 mitondraka
Fototeny  2tondraka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mahazo rano haniriany tsara: Tsy mbola nitondraka lahy ity voninkazo itỳ!.
5Mihoa-pefy: Nitondraka ny rano fa be loatra ny orana.
6(biby) Manaram-po miraoka ahitra amin' ny volin' olona: Tsy manaiky aho fa omby dimy no nentin' i Lita nitondraka teny an-tanimboliko. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7déborder, se répandre.
8paître dans les plantations d'autrui, se dit des animaux. [1.3]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 mandikotra, 14 mandrotika, 15 mitondraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02