|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanondrahana |
| Fototeny | 2tondraka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fampidirana rano amin' ny tany fambolena na fandrarahana rano amin' ny voly mba hampaniry azy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5arrosage.
[1.13] |
| Fivaditsoratra | 6 fanandrohana, 7 fandrahonana, 8 fandronahana, 9 fanondrahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|