|
|
|
|

Teny iditra1 tondrahana
Fototeny  2tondraka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza ny voly rarahana rano mba haniry tsara: Tondrahy ny voninkazontsika, anaka.
5Enti-milaza izay rehetra rarahana rano na ranon-javatra: Notondrahany divay ny trondro dia nohaniny tamim-pankasitrahana erý. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be watered, to be moistened. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on arrose, qu'on humecte. [1.8]
Ohatra  8 tondrahana tsindraindray izy raha sendra tsy misy orana. [2.117#]
9 Tsy maintsy sasana koa isan-kerinandro ary tondrahana ranompanafody. [2.332#]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14vary amin-dronono tondrahan-tantely
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 tandrohana, 17 tondrahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02