|
|
|
|

Teny iditra1 fitondraka
Fototeny  2tondraka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomban' ny rano mitondraka na mihoa-pefy: Mahatsiravina ny fitondrak' itỳ rano itỳ.
5Fomban' ny biby mitondraka, izany hoe manarampo miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona: Oadray izany fitondraky ny ombinareo eny an-tanimbolinay!. [1.1]

Fivaditsoratra  6 fandrotika, 7 fitondraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12