|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitondrahana |
| Fototeny | 2tondraka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fihoaram-pefy: Mahalonaka ny tany manodidina ny fitondrahan' ity renirano ity.
5Fanaranam-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona: Teneno ny mpiandry ombinareo fa mahavoasazy ny fitondrahan' ny biby eny amin' ny volin' olona. [1.1] |
| Fivaditsoratra | 6 fihondratana, 7 fitondrahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|