|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tandroka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Zavatra mafimafy toy ny taolana mipoitra eo an-dohan' ny biby sasantsasany toy ny omby, ny osy,...
4ka ataony fiadiana sy hiarovany tena amin' ny fahavalony. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a horn.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6corne.
[1.8, 1.13] 7Cornes des animaux. 8Pour les plantes, fruits ayant la forme de cornes : double follicule de nombreuses Apocynaceae. 9En médecine populaire : nom des ventouses, parce qu'on faisait à l'origine, les ventouses avec la corne évidée d'un boeuf, percée à son sommet.. [1.196] |
| Ohatra |
10 Ny trano kotona dia avo loka, be sakana, lava tandroka.
[1.437#]
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 24 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Kamban-teny rehetra | 25Fikambanana 26 amin' io teny io |
| Ohabolana | 26 Ohabolana misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
27 Bikan' ny tandrok' omby |
| Lahatsoratra | 28Randzavola: tandroka ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (2/2) | 29 tandroka |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
31Olona ambony ara-pahaizana na ara-pahefana ka miahy sy miaro ny vahoaka ary mitsangana ho voninahiny: Ianareo foloalindahy no tandroky ny firenena.
[1.1] |
| Ohatra |
32 Ny faherezana hitondra fanjakana no tandroka.
[2.48]
|
| Fivaditsoratra | 33 tandroka, 34 tondraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|