Teny iditra | marary (rary) | ||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voan' ny aretina, tsy salama, tsy metimety: Marary ny kibony Mijaly: Marary ny foko Madisadisa, malazolazo, somazotsazoka, mavozovozo, marisarisa, manetsetra, mangorangorana, mafanafana, marimaritra, marikoditra, mitsangambolo, mangovitra, mihararetra, mihovihovy, manarandefona, mipararetra, manavy, mantsafofoka, mangovihovy, mangorintsina [1.1] | ||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Ill [1.7] | ||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Malade [1.8] | ||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny marary io | ||||||||||
Fivaditsoratra | marary, marira, mirara |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19 |