|
|
|
|

Teny iditra1 farary
Fototeny  2rary
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza olona marary lava tsy mety salama. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5often ill. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6souvent malade, maladif. [1.8]
Ohatra  7 Tovolahy salaina Rakoto fa tsy mba farary. [1.437#]
8 Ny Alakamisy dia olona farary, saozanina, taizan' aretina. [1.381#]
Voambolana  9 Fahasalamana
Mpanahaka  10 farofy, 11 malemy, 12 malezolezo, 13 malovilovy, 14 mangorera, 15 marafoka, 16 mararyovana, 17 marisarisa, 18 mavozo, 19 migidredro, 20 osa, 21 saozanina, 22 tsymahazonofo, 23 tsymatanjaka, 24 tsysalama, 25 tsyseheno

Fivaditsoratra  26 farary, 27 firara

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31