|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 maharary
Fototeny  2rary
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Mahatonga fanaintainana: Maharary izany totohondrin-dRangahy iny izany ~ Maharary ny teninao.
5Tisaroana manaintaina: Maharary ahy ny tongotro ka tsy afaka ho any aho. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6qui cause de la douleur, qui attriste, qui fait mal, comme de tirer les oreilles. [1.3]
Mpanahaka  7 manaikitra, 8 manaintaina, 9 mangirifiry, 10 mangorintsinamamolivoly, 11 mangotsokotsoka, 12 manintasinta, 13 manombotrombotra, 14 miketriketrika, 15 mitsakotsako
Kamban-teny rehetra  16Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  17 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)18 maharary
Fototeny  19rary
Sokajin-teny  20 mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  21qui peut tresser, arranger. [1.3]

Fivaditsoratra  22 maharary, 23 maharira, 24 miraraha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02