|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 rary |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Aretina, rofy, fanaintainana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4mal, douleur, souffrance.
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 17 rary |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
19Hira vavaka fanaon' ny vehivavy ho fangatahampitahiana ho an' ny mpiantafika..
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20prière que les femmes chantaient en choeur et en se dandinant légèrement pour les soldats qui étaient à la guerre.
[1.3] |
| Ohatra |
21 Roso ny rary sy ny dihy.
[2.445#]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 23Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/4) | 24 rary |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
26fandrarana.
[Taisaka]
[1.78] |
| Teny iditra (4/4) | 27 rary |
| Sokajin-teny | 28 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
29Fanaovana ny ahitra na ny rindra mifampidipiditra mba ho tonga tsihy na satroka, fandrandranana ahitra na rindra..
[1.1] 30fandaminan-javatra hirindra sy hiray hina na fomba firafitra. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
31tresse, action de tresser, d'entrelacer des joncs, de la paille, des bambous.
32figuré: action d'arranger, de réconcilier. [1.3] 33armure, armature. [1.13] |
| Ohatra |
34 Voly madinika, rary tsihy sy harona, fanaova-mofogasy sy rary karazany maro no anton-draharahan' I Katy, isan' andro tsy tapaka.
[2.470]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 41Fikambanana 18 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 42 rary, 43 rira |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|