|
|
|
|

Teny iditra1 mararin' ny olitra
Singan-teny  2marary, 3olitra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5marary nify. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Mal de dents : c' est un ver qui les ronge.
7Les Malgaches expliquaient ainsi le mal de dents.. [2.415#2802]
Tsipelina hafa  8marary olitra
Tovy hevitra  9hanin' ny olitra, kekerin' ny olitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02