|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 izay marary andriana |
| Singan-teny | 2izay, 3marary, 4andriana |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6enti-milaza fa tokony hokarakaraina mihoatra ny olona rehetra ny marary fa ananana adidy izy raha tsy voatsabo.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|