|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 irery |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavà na teny malagasy |
3Iray, tokana, tsy misy namana: Olona irery tsy mahabata io vato io ~ Mitoetra irery ao izy.
[1.1] |
| Fanazavà na teny anglisy |
4solitary, alone.
[1.7] |
| Fanazavà na teny frantsay |
5seul.
[1.3#282, 1.8] 6sans compagnon. [1.3#282] 7solitaire. [1.8] |
| Ohatra |
8 Ny vy tsy hiko-rontana irery;
[2.245]
9 Izaho irery sisa no tokan-tena. [2.643] 10 Izay mandeha irery|drery dia mipetra-irery|drery tahaka ahy [2.4#96] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 14irery tena, tokana |
| Mpanahaka | 15 boribory, 16 fotsiny, 17 hany, 18 iray, 19 irerytena, 20 monja, 21 singana, 22 tokana, 23 tsyamboatsylambo, 24 vatokiboribory |
| Kamban-teny rehetra | 25Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 26 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 27 irerỳ |
| Fototeny | 28ir |
| Sokajin-teny | 29 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavà na teny malagasy |
30Enti-manondro zavatra na olona maro ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' izay tondroin' ny fototeny niaviany "irỳ" ihany: Vonjeo irerỳ ombin' ialahy, ry Isambilo, fa mitondraka.
[1.1] |
| Fanazavà na teny anglisy |
31those far away (in sight), plural of iry.
[1.7] |
| Fanazavà na teny frantsay |
32ceux-là , bien loin (visibles); pluriel de iry.
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 33Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
34 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | 35 irery, irerỳ |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|