|
|
|
|

Teny iditra1 fotsiny
Sokajin-teny  2 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Tsy misy fanampiny tsy misy fangarony: Vary fotsiny no haniny isan' andro (tsara homarihina fa na mitovitovy hevitra amin' ny Ihany sy ny Monja aza ny Fotsiny dia misy maha-samy hafa azy amin' ireo ihany: ny fotsiny dia manantitrantitra momba ny tsy fisiana fanampiny, fangarony: Vary fotsiny no haniny; ny ihany, momba ny maha-irery ilay voalaza: Rakoto ihany no mpampianatra azoazoko; ary ny monja kosa, fampiasa indrindra miaraka amin' ny teny milaza: Mpianatra telo monja no tonga. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4alone, exclusive of anything else, for nothing, insignificantly, causelessly.
5See foana, hiany, maina.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6seulement, simplement. [1.3#192, 1.5#125]
7sans raison, vainement, inutilement. [1.3#192]
Ohatra  8 Dia aoka fotsiny e! [2.445]
9 Fakana sary fotsiny ve? [2.356]
10 Ekeo fotsiny aloha ny adidy. [2.528]
11 Fisotroana fotsiny no natao tao. [2.4]
12 Manginy fotsiny izany, hoy ny mahalala. [2.499]
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 4 amin' io teny io

Fivaditsoratra  14 finotsy, 15 fonitsy, 16 fotsiny, 17 Ifontsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11