|
|
|
|

Teny iditra1 iray
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Tokana: Misy trano iray erỳ an-tampon-kavoana erỳ. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4one, single. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5un. [1.3#282, 1.8, 1.13]
6un seul. [1.3#282, 1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Mpanahaka  17 iraika, 18 isa
Kamban-teny rehetra  19Fikambanana 78 amin' io teny io
Ohabolana  20 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02