|
|
|
|

Teny iditra1 singana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Irery: Nahoana no mandeha singany izato izy? fa nankaiza Ramatoa?.
4Ny ilany, ny iray amin' ireo zavatra iray aman' olona nairay lomisy: Ento atý ny singan-kiraroko ao ambany farafara ao.
5Enti-milaza ny tenan-javatra alaina tsirairay: Hakako afokasoka tranony iray ve ianao? -- Tsia, singany iray ihany entina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Une unité entre objets de même espèce; qui est seul, qui fait bande à part, dépareillé, l'un de la paire, du couple. [1.3]
Haiendriteny 
7 Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tsipelina hafa  32singa, singany

Fivaditsoratra  33 sangina, 34 singana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19