|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 monja |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ihany, saingy tsy fiteny afa-tsy raha misy filazana isan-javatra na isan' olona: Mpianatra telo monja no tonga androany (fa tsy fiteny ny hoe "Ikoto monja no tonga") ~ Trondro dimy monja no azoko nandritra ny andro.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4only, just.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5seulement, tout juste.
[1.8] |
| Fivaditsoratra | 6 manjò, manjo, 7 monja |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|