|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 boribory |
| Fototeny | 2bory |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milaza vaingan-javatra tsy misy zoronjorony na lavany sy sakany fa toy ny laoranjy na ny baolina: Boribory ny kanety ilalaovan' ny ankizy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5round, spherical.
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6sphérique, rond.
[1.3, 1.8] 7(du malais bulat) Rond ou sphérique ; hazo boribory : bois rond, rondin. 8On dit par contre, bongo, haro bongo quand il s'agit d'un arbre vivant, de forme arrondie.. [1.196] |
| Ohatra |
9 Vato boribory (Pierre ronde)
[1.3]
10 boribory ny tany [2.499] 11 Ary nisy filanjana volamena boribory misy voromahery volamena ao antampony [2.48] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 22 Haizavamaniry |
| Kamban-teny rehetra | 23Fikambanana 13 amin' io teny io |
| Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 25 boribory |
| Sokajin-teny | 26 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
27obstinate.
[1.2, 1.7] 28stubborn. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
29violent, injuste.
[1.3#90] |
| Kamban-teny rehetra | 30mamaly boribory |
| Fivaditsoratra | 31 boribory, 32 robiroby |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|