|
|
|
|

Teny iditra1 -drery
Sokajin-teny  2 endritenin' ny hoe irery
Ohatra  3 Izay mandeha irery dia mipetra-drery tahaka ahy [2.4#96]
4 isika olona kosa ka tsy ampy hery maningan-drery [2.245#57]
5 ny anjaran' i Benjamina dia indimy hoatra ny anjaran-drery tamin' izy rehetra [2.996]
6 Ny fanambarana dia azo atao amin' ny anaran' olon-drery, na fikambanana, na fokonolona, na faritany [2.272#245]

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/02