|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  ambolo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fahaiza mamantatra zavatra amin' ny fofony [1.1]
4  Fikarohan' ny orona amin' izay niavian' ny fofona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Flair, l'odeur de la piste [1.3]
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :

Teny iditra (2/5)11  ambolo
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13  Se disait d'une jeune fille remarquable par sa beauté [2.415]

Teny iditra (3/5)14  ambolo
Sokajin-teny  15  anarana
Voambolana  16  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Fanazavàna teny malagasy  17  Karazam-balala kelikely, maitso ny volony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18  A species of green locust [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  19  Nom de la sauterelle verte [1.3]
20  Sauterelle de très belle espèce [2.415]
Anaram-biby 
Renianarana 
Anarana iray reny 
Ohabolana  29  Ohabolana misy io teny ambolo io

Teny iditra (4/5)30  ambolo
Sokajin-teny  31  anarana
Voambolana  32  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  33  (de volo = bambou, parce qu'il pousse souvent dans les forêts de bambous). Neophloga mananjarensis Jum. & H. Perrier (Arecceae). Très petite espèce à stipe grêle. [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (5/5)35  am-bolo (any)
Sokajin-teny  36  kambanteny
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/26