|
|
|
|

Teny iditra1 amboloina
Fototeny  2ambolo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Alaina fofona: Namboloin' ilay alika fotsiny ilay biby nohazaina dia hitany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be smelled. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qui est flairé, senti. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 amboloina, 13 anamboloy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02