|
|
|
|

Teny iditra1 tsimbolavola
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazam-balala vasobaso-bolo (Catantops debilitalus). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a species of grasshopper. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  5une espèce de sauterelle. [3.1]
Ohatra  6 raha ny tsinombina no ho omby
dia nofenoiko ny fahitray
raha ny tsimbolavola no ho vola
tsy mba nitsimpona aho fa nandraoka
[2.131]
Voambolana  7 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Renianarana 
Anarana iray reny 
Ohabolana  31 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02